Acts 16:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina ny andro dia naniraka ny mpitan-defona ireo governora ka niteny hoe: Alefaso ireo olona ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maraina ny andro, nirahin-dry zareo lehibe ny mpitan-defona nanao hoe: «Alefaso ireo lehilahy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony maraina ny andro, dia naniraka mpitan-defona ireo mpanao fanjakana rômanina hilaza amin’ny mpiambina hoe: –Alefaso ireo olona ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa maraina ny andro, ireo governora dia naniraka ny mpitan-defona ka nanao hoe: Alefaso ireo olona ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina ny andro dia naniraka ny mpitan-defona ireo governora ka niteny hoe: Alefaso ireo olona ireo.
malagasy
Ary rehefa maraina ny andro, ireo governora dia naniraka ny mpitan-defona ka nanao hoe: Alefaso ireo olona ireo.