Acts 16:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpitan-defona nilaza izany teny izany tamin’ireo governora; dia natahotra izy ireo raha nahare fa Romana izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nolazain’ny mpitan-defona tamin’ny lehibe izany teny izany, ka natahotra izy ireo nony nandre fa hoe Rômanina izy roa lahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notaterin’ny mpitan-defona tamin’ny mpanao fanjakana rômanina izany teny izany. Raiki-tahotra ry zareo nony nandre fa olona mizaka ny zom-pirenena rômanina i Paoly sy i Silasy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpitan-defona nilaza izany teny izany tamin'ireo governora; dia natahotra izy, raha nahare fa Romana izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpitan-defona nilaza izany teny izany tamin’ireo governora; dia natahotra izy ireo raha nahare fa Romana izy roa lahy.
malagasy
Ary ny mpitan-defona nilaza izany teny izany tamin'ireo governora; dia natahotra izy, raha nahare fa Romana izy roa lahy.