Acts 16:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga izy ka nampitony azy ireo sady namoaka azy ary niangavy azy mba handeha hiala ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tokoa izy ireo, ka nifona taminy mba hivoaka, sy niangavy taminy mba hiala amin’ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga ireo mpanao fanjakana ka niteny moramora tamin’izy roa lahy ary nitondra azy nivoaka ny fonja sady nangataka azy mba hiala amin’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga izy ka nanony azy sady nitondra azy nivoaka ary nangataka azy handeha hiala ao an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga izy ka nampitony azy ireo sady namoaka azy ary niangavy azy mba handeha hiala ny tanàna.
malagasy
Dia tonga izy ka nanony azy sady nitondra azy nivoaka ary nangataka azy handeha hiala ao an-tanàna.Dia niala tao an-tranomaizina izy ka niditra tao an-tranon'i Lydia; ary rehefa nahita ny rahalahy izy, dia nananatra azy ka lasa nandeha.