Acts 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandeha nitety ny tanàna tao izy dia natolony hotandreman’ny olona ireo didy navoakan’ny Apostoly sy ny loholona tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha nitety ny tanàna izy ireo, dia nasainy notandreman’ny olona ny didy navoakan’ny Apôstôly sy ny Pretra tany Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny tanàna rehetra notetezin’i Paoly sy ny namany dia notolorany an’ireo hevitra tapaky ny apôstôly sy loholona tany Jerosalema ny mpino, ary nasainy nitandrina izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandeha nitety ny tanàna tao izy, dia natolony hotandreman'ny olona ireo didy navoaky ny Apostoly sy ny loholona tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandeha nitety ny tanàna tao izy dia natolony hotandreman’ny olona ireo didy navoakan’ny Apostoly sy ny loholona tany Jerosalema.
malagasy
Ary raha nandeha nitety ny tanàna tao izy, dia natolony hotandreman'ny olona ireo didy navoaky ny Apostoly sy ny loholona tany Jerosalema.