Acts 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihanahery ara-pinoana ireo fiangonana sady nihamaro isanandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa sady nitombo finoana ny Eglizy rehetra no nihamaro isa isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nihamatotra ara-pinoana ny Fiangonana rehetra ary nitombo isa hatrany isan’andro vaky.
Malagasy Bible 1865
Ary nihanahery finoana ny fiangonana sady nihamaro isan'andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihanahery ara-pinoana ireo fiangonana sady nihamaro isanandro.
malagasy
Ary nihanahery finoana ny fiangonana sady nihamaro isan'andro.