Acts 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha namakivaky ny faritany Frigia sy Galatia izy rehefa noraran’ny Fanahy Masina tsy hitory ny teny tany Azia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nitety an’i Frijia sy i Galatia izy ireo, dia noraran’ny Fanahy Masina tsy hitory ny tenin’Andriamanitra any Azia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noraran’ny Fanahy Masina tsy hitory ny tenin’Andriamanitra tany Azia i Paoly sy ny namany ka nandeha namaky ny faritany Frijia sy Galatia.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa noraran'ny Fanahy Masina tsy hitory ny teny tany Asia izy, dia nandeha namaky ny tany Frygia sy Galatia
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha namakivaky ny faritany Frigia sy Galatia izy rehefa noraran’ny Fanahy Masina tsy hitory ny teny tany Azia,
malagasy
[Ny niantsoan'Andriamanitra an'i Paoly hankany Makedonia, sy ny nataon'i Paoly tao Filipy] Ary rehefa noraran'ny Fanahy Masina tsy hitory ny teny tany Asia izy, dia nandeha namaky ny tany Frygia sy Galatia