Acts 16:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa tonga tany an-tsisin’i Misia izy, dia nitady hankany Bitinia, nefa tsy navelan’ny Fanahin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa tonga tany Mizia izy, sy efa niomana ho any Bitinia, nefa tsy navelan’ny Fanahin’i Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihazo ny faritany Mizia izy ireo ary nitady hankany Bitinia, kanjo tsy navelan’ny Fanahin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
ka efa tonga tany an-tsisin'i Mysia, dia nitady hankany Bitynia izy, fa tsy navelan'ny Fanahin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa tonga tany an-tsisin’i Misia izy, dia nitady hankany Bitinia, nefa tsy navelan’ny Fanahin’i Jesosy.
malagasy
ka efa tonga tany an-tsisin'i Mysia, dia nitady hankany Bitynia izy, fa tsy navelan'ny Fanahin'i Jesosy.