Acts 16:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony alina dia nisy fahitana niseho tamin’i Paoly. Nisy lehilahy makedoniana nitsangana teo ka nangataka azy hoe: Mità mankaty Makedonia ka vonjeo izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony alina, nahita tsindrimandry i Paoly; indro nisy lehilahy anankiray nitsangana teo anatrehany, ka nihanta taminy nanao hoe: «Mità mankatỳ Masedônia, ka vonjeo izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny alina dia nisehoam-pahitana i Paoly: nisy lehilahy Masedônianina nijoro teo anatrehany, sady niangavy azy hoe: «Mità mankatỳ Masedônia, ka vonjeo izahay!»
Malagasy Bible 1865
Ary nony alina dia nisy fahitana niseho tamin'i Paoly, koa, indro, nisy lehilahy Makedoniana nitsangana teo ka nangataka azy hoe: Mità mankaty Makedonia, ka vonjeo izahay!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony alina dia nisy fahitana niseho tamin’i Paoly. Nisy lehilahy makedoniana nitsangana teo ka nangataka azy hoe: Mità mankaty Makedonia ka vonjeo izahay!
malagasy
Ary nony alina dia nisy fahitana niseho tamin'i Paoly, koa, indro, nisy lehilahy Makedoniana nitsangana teo ka nangataka azy hoe: Mità mankaty Makedonia, ka vonjeo izahay!