Acts 17:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa maro tamin’izy ireo no nino ary tsy vitsy ny vehivavy grika nanan-kaja sy ny lehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa betsaka tamin’izy ireo no nino, ary maro koa ny vehivavy Jentily ambony toetra sy ny lehilahy no nandray ny finoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa maro tamin’ireo Jiosy no nino; ary, tamin’ireo Grika, dia tsy vitsy ny vehivavy ambony toerana sy ny vadiny no nino.
Malagasy Bible 1865
Koa maro tamin'ireo no nino, ary tsy vitsy tamin'ny vehivavy jentilisa nanan-kaja sy ny lehilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa maro tamin’izy ireo no nino ary tsy vitsy ny vehivavy grika nanan-kaja sy ny lehilahy.
malagasy
Koa maro tamin'ireo no nino, ary tsy vitsy tamin'ny vehivavy jentilisa nanan-kaja sy ny lehilahy.