Acts 17:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny Jiosy tany Tesalonika anefa fa nitory ny tenin’Andriamanitra tany Beria i Paoly dia nankany koa izy ireo ka nampikitrana sy nampitabataba ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’ny Jody tany Tesalonika anefa fa nitory ny tenin’Andriamanitra tany Berea i Paoly, dia nankany indray izy ireo, nampitaitra sy nampitabataba ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nony fantatry ny Jiosy tany Tesalônika fa nitorian’i Paoly ny tenin’Andriamanitra koa tao Berea, dia nankany ry zareo nampitabataba sy nampisahotaka ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ren'ny Jiosy tany Tesalonika fa Paoly nitory ny tenin'Andriamanitra tany Beria, dia nankany izy ka nampikotrana sy nampitabataba ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny Jiosy tany Tesalonika anefa fa nitory ny tenin’Andriamanitra tany Beria i Paoly dia nankany koa izy ireo ka nampikitrana sy nampitabataba ny vahoaka.
malagasy
Fa raha ren'ny Jiosy tany Tesalonika fa Paoly nitory ny tenin'Andriamanitra tany Beria, dia nankany izy ka nampikotrana sy nampitabataba ny vahoaka.