Acts 17:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia nasain’ny rahalahy nandeha hatrany amoron-dranomasina i Paoly; fa i Silasy sy i Timoty kosa mbola nijanona teo ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay, dia nampandehanin’ny rahalahy i Paoly hankany amoron-dranomasina, fa i Silasy sy i Timote no nijanona tao Berea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’izay dia nasain’ny havana iray finoana nankany amoron-dranomasina i Paoly fa i Silasy mbamin’i Timôty kosa no mbola nijanona tao Berea.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia nasain'ny rahalahy nandeha hatrany amoron-dranomasina Paoly; fa Silasy sy Timoty kosa dia mbola nijanona teo ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia nasain’ny rahalahy nandeha hatrany amoron-dranomasina i Paoly; fa i Silasy sy i Timoty kosa mbola nijanona teo ihany.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia nasain'ny rahalahy nandeha hatrany amoron-dranomasina Paoly; fa Silasy sy Timoty kosa dia mbola nijanona teo ihany.