Acts 17:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha niandry azy tany Atena i Paoly dia nangitakitaka ny fanahiny nahita ny tanàna feno sampy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niandry azy ireo tany Atena i Paoly, dia nangorakoraka ny fanahiny, nahita ity tanàna feno sampy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niandry an’i Silasy sy i Timôty tao Atena i Paoly, dia niontana ny fony tamin’izy nahita ity tanàna feno sampy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niandry azy tany Atena Paoly, dia taitra tao anatiny ny fanahiny, raha nahita ny tanàna feno sampy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha niandry azy tany Atena i Paoly dia nangitakitaka ny fanahiny nahita ny tanàna feno sampy.
malagasy
[Ny nataon'i Paoly tany Atena] Ary raha niandry azy tany Atena Paoly, dia taitra tao anatiny ny fanahiny, raha nahita ny tanàna feno sampy izy.