Acts 17:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niady hevitra tamin’ny Jiosy sy ny prozelita tao amin’ny sinagoga sy tamin’izay tafavory tany an-tsena isanandro izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia niady hevitra tamin’ny Jody sy ny prôselita tao amin’ny sinagoga izy, ary tamin’izay tafavory tao an-kianja isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tao amin’ny sinagôga i Paoly no nifanakalo hevitra tamin’ny Jiosy sy ny mpanaja an’Andriamanitra, ary teny an-kianja isan’andro tamin’ny olona sendra teo.
Malagasy Bible 1865
Ary izy niady hevitra tamin'ny Jiosy sy ny proselyta tao amin'ny synagoga sy tamin'izay tafavory tany an-tsena isan'andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niady hevitra tamin’ny Jiosy* sy ny prozelita* tao amin’ny sinagoga* sy tamin’izay tafavory tany an-tsena isanandro izy.
malagasy
Ary izy niady hevitra tamin'ny Jiosy sy ny proselyta tao amin'ny synagoga sy tamin'izay tafavory tany an-tsena isan'andro.