Acts 17:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka azy izy ireo dia nitondra azy ho any amin’ny Areopago ka niteny hoe: Moa mba mahazo mahafantatra izany fampianarana vaovao lazainao izany va izahay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalain’izy ireo i Paoly, ka nentiny tany amin’ny Areôpazy, nilazany hoe: «Mba azonay fantarina va re izao fampianarana vaovao lazainao izao e?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’izy rehetra i Paoly ka notarihiny hankeo amin’ny antenimiera Areôpazy sady nilazany hoe: –Moa azonay fantarina ve izao fampianarana vaovao resahinao izao?
Malagasy Bible 1865
Ary ireo naka azy, dia nitondra azy ho any Areopago ka nanao hoe: Moa mba mahazo mahafantatra izany fampianarana vaovao lazainao izany izahay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka azy izy ireo dia nitondra azy ho any amin’ny Areopago ka niteny hoe: Moa mba mahazo mahafantatra izany fampianarana vaovao lazainao izany va izahay?
malagasy
Ary ireo naka azy, dia nitondra azy ho any Areopago ka nanao hoe: Moa mba mahazo mahafantatra izany fampianarana vaovao lazainao izany izahay?