Acts 17:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra tao tahaka ny fanaony i Paoly; nandritra ny Sabata telo no niadiany hevitra tamin’ny olona tao, avy amin’ny Soratra Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niditra tao araka ny fanaony i Paoly, ary sabata telo no niadiany hevitra tamin’ny olona tao, momba ny Soratra Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankao amin’ilay sinagôga i Paoly araka ny fanaony. Sabata telo nifanarakaraka no nifanakalozany hevitra momba ny Soratra Masina tamin’ny olona tao;
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly dia niditra tao araka ny fanaony; ary Sabata telo no niadiany hevitra avy amin'ny Soratra Masina tamin'ny olona tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra tao tahaka ny fanaony i Paoly; nandritra ny Sabata* telo no niadiany hevitra tamin’ny olona tao, avy amin’ny Soratra Masina.
malagasy
Ary Paoly dia niditra tao araka ny fanaony; ary Sabata telo no niadiany hevitra avy amin'ny Soratra Masina tamin'ny olona tao.