Acts 17:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray ianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr’izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa zavatra tsy fandren’ny sofinay no lazainao; koa mba ta hahalala izay hevitr’izany izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zavatra hafahafa manko izao renay aminao izao, ka tianay ho fantatra izay mety ho hevitr’izany. (
Malagasy Bible 1865
Fa mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray ianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr'izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray ianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr’izany zavatra izany.
malagasy
Fa mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray ianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr'izany zavatra izany.