Acts 17:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Ateniana rehetra sy ny vahiny izay nonina teo dia tsy nandany ny androny tamin’ny zavatra hafa, afa-tsy ny hilaza na hihaino zava-baovao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Atenianina rehetra sy ny vahiny nitoetra tao, dia tsy nandany ny andro afa-tsy tamin’ny filazana na fihainoana zava-baovao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Atenianina rehetra mbamin’ny vahiny niara-nonina taminy moa dia nandany andro fotsiny hilaza na hihaino izay zava-baovao farany).
Malagasy Bible 1865
(Fa ny Ateniana rehetra sy ny vahiny izay nitoetra teo tsy nandany ny androny tamin'ny zavatra hafa, afa-tsy ny hilaza na hihaino zava-baovao.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Ateniana rehetra sy ny vahiny izay nonina teo dia tsy nandany ny androny tamin’ny zavatra hafa, afa-tsy ny hilaza na hihaino zava-baovao.
malagasy
(Fa ny Ateniana rehetra sy ny vahiny izay nitoetra teo tsy nandany ny androny tamin'ny zavatra hafa, afa-tsy ny hilaza na hihaino zava-baovao.)