Acts 17:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana teo afovoan’ny Areopago i Paoly ka nanambara hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako amin’ny zavatra rehetra fa fatra-pivavaka tokoa ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana teo afovoan’i Areôpazy i Paoly ka nanao hoe: «Ry lehilahy Atenianina, hitako amin’ny zavatra rehetra etoana fa olona fatra-pivavaka loatra ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijoro teo afovoan’ny Areôpazy i Paoly ka nanao hoe: –Ry Atenianina, hitako fa amin’ny lafin-javatra rehetra dia olona fatra-pivavaka ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly nitsangana teo afovoan'i Areopago ka nanao hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako fa amin'ny zavatra rehetra dia fatra-pivavaka amin'ny andriamanitrareo indrindra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana teo afovoan’ny Areopago i Paoly ka nanambara hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako amin’ny zavatra rehetra fa fatra-pivavaka tokoa ianareo.
malagasy
Ary Paoly nitsangana teo afovoan'i Areopago ka nanao hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako fa amin'ny zavatra rehetra dia fatra-pivavaka amin'ny andriamanitrareo indrindra ianareo.