Acts 17:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny firenena rehetra avy amin’ny iray ihany dia namponeniny ambonin’ny tany rehetra ary efa notendreny ny fotoanandro sy ny faritry ny fonenany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy tamin’ny olona iray no nampiaviany ny firenena rehetra, mba hamenoany mponina ny vohon’ny tany rehetra, ary Izy ihany no nametra ny taona hisiany sy ny faritany honenany avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noarîny avy amin’olona anankiray ny firenena rehetra mba honina manerana ny tany tontolo; ary nofariparitany koa ny vanim-potoana hiainany sy ny zaratany honenany.
Malagasy Bible 1865
ary ny firenena rehetra avy amin'ny iray ihany dia namponeniny ambonin'ny tany rehetra, ary efa notendreny ny fotoan'andro sy ny faritry ny fonenany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny firenena rehetra avy amin’ny iray ihany dia namponeniny ambonin’ny tany rehetra ary efa notendreny ny fotoanandro sy ny faritry ny fonenany
malagasy
ary ny firenena rehetra avy amin'ny iray ihany dia namponeniny ambonin'ny tany rehetra, ary efa notendreny ny fotoan'andro sy ny faritry ny fonenany,