Acts 17:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary iainantsika; araka ny nataon’ny mpanao tononkira sasany teo aminareo hoe: Fa terany koa isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ao anatiny no ivelomantsika, sy ihetsiketsehantsika, ary iainantsika, araka ny voalazan’ny mpanao tononkira sasany taminareo hoe: ‹Taranany koa isika.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria «Ao aminy no ivelomantsika sy ihetsiketsehantsika ary isiantsika.» Izany indrindra koa no nilazan’ny mpanao tononkira sasany teo aminareo hoe: «Avy amin’Andriamanitra no ipoirantsika.»
Malagasy Bible 1865
fa Izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary iainantsika; araka ny nataon'ny mpanao tonon-kira sasany teo aminareo hoe: Fa terany koa isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary iainantsika; araka ny nataon’ny mpanao tononkira sasany teo aminareo hoe: Fa terany koa isika.
malagasy
fa Izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary iainantsika; araka ny nataon'ny mpanao tonon-kira sasany teo aminareo hoe: Fa terany koa isika.