Acts 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanambara izy ka naneho marina fa tsy maintsy nijaly sy nitsangana tamin’ny maty i Kristy; ary Jesosy izay toriko aminareo, hoy izy, no Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasehony sy noporofoiny mazava fa tsy maintsy ho nijaly sy nitsangan-ko velona i Kristy, ary izany Kristy izany dia i Jesoa izay toriko aminareo, hoy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nohazavainy sady nasehony taminy fa, araka ny Soratra Masina, dia tsy maintsy nijaly ny Mesia ary nitsangana velona avy tany amin’ny maty. Ka hoy i Paoly: –Izao Jesoa ambarako aminareo izao no ilay Mesia!
Malagasy Bible 1865
Dia nanambara izy ka naneho marimarina fa tsy maintsy nijaly sy nitsangana tamin'ny maty Kristy; ary Jesosy, Izay toriko aminareo, hoy izy, no Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanambara izy ka naneho marina fa tsy maintsy nijaly sy nitsangana tamin’ny maty i Kristy*; ary Jesosy izay toriko aminareo, hoy izy, no Kristy.
malagasy
Dia nanambara izy ka naneho marimarina fa tsy maintsy nijaly sy nitsangana tamin'ny maty Kristy; ary Jesosy, Izay toriko aminareo, hoy izy, no Kristy.