Acts 17:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron’ny tsy fahalalana, fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin’izao tontolo izao hibebaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahoan’Andriamanitra ny andron’ny tsy fahalalana fahizany; fa asainy mibebaka daholo kosa ankehitriny ny olona rehetra amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ninian’Andriamanitra tsy jerena intsony ireo andro tsy nahalalana Azy, fa antsoiny hiala amin’ny toe-dratsy avokoa ny olona rehetra, na aiza na aiza.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsi-fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron’ny tsy fahalalana, fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin’izao tontolo izao hibebaka,
malagasy
Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsi-fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka,