Acts 17:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria Izy efa nanendry andro iray izay hitsarany izao tontolo izao amin’ny fahamarinana amin’ny alalan’ny Lehilahy iray voatendriny; koa nanome antoka hampino ny olona rehetra Izy tamin’ny nananganany an’i Jesosy tamin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria Izy efa nanendry andro anankiray hitsarany an’izao tontolo izao araka ny rariny, amin’ny alalan’ny Lehilahy anankiray izay efa voatendriny sy nohamarininy mba hinoan’ny olona rehetra, tamin’ny nananganany Azy ho velona avy any amin’ny maty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy manko andro anankiray natao hitsaran’Andriamanitra izao tontolo izao araka ny rariny, amin’ny alalan’ny lehilahy anankiray efa voatendriny; ary ny nananganany Azy ho velona avy any amin’ny maty no nataony porofon’izany ho an’ny olona rehetra!
Malagasy Bible 1865
satria Izy efa nanendry andro iray, izay hitsarany izao tontolo izao amin'ny fahamarinana amin'ny alalan'ny Lehilahy iray voatendriny, koa efa nanome vavolombelona hampino ny olona rehetra izany Izy tamin'ny nananganany Azy tamin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria Izy efa nanendry andro iray izay hitsarany izao tontolo izao amin’ny fahamarinana amin’ny alalan’ny Lehilahy iray voatendriny; koa nanome antoka hampino ny olona rehetra Izy tamin’ny nananganany an’i Jesosy tamin’ny maty.
malagasy