Acts 17:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahare ny amin’ny fitsanganan’ny maty izy ireo dia nihomehy ny sasany; fa ny sasany kosa dia niteny hoe: Mbola hihaino anao indray izahay ny amin’izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany hoe fitsanganan’ny maty izy ireo, dia nihomehy ny sasany, fa ny sasany kosa nanao hoe: «Mbola hihaino anao indray izahay ny amin’izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nandre an’i Paoly niteny momba ny fitsanganan’ny maty ireo olona teo amin’ny Areôpazy, dia tao ny naneso azy ary tao kosa ny nilaza hoe: –Mbola hihaino anao indray izahay ny amin’io zavatra io.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahare ny amin'ny fitsanganan'ny maty izy, dia nihomehy ny sasany; ary ny sasany kosa nanao hoe: Mbola hihaino anao indray izahay ny amin'izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahare ny amin’ny fitsanganan’ny maty izy ireo dia nihomehy ny sasany; fa ny sasany kosa dia niteny hoe: Mbola hihaino anao indray izahay ny amin’izany zavatra izany.
malagasy
Ary raha nahare ny amin'ny fitsanganan'ny maty izy, dia nihomehy ny sasany; ary ny sasany kosa nanao hoe: Mbola hihaino anao indray izahay ny amin'izany zavatra izany.