Acts 17:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo amin’izy ireo i Paoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nialan’i Paoly teo amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany no nandaozan’i Paoly azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly dia niala teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo amin’izy ireo i Paoly.
malagasy
Ary Paoly dia niala teo aminy.Anefa ny olona sasany niray taminy ka nino; mba naman'izany Dionysio Areopagita sy ny vehivavy anankiray atao hoe Damary ary ny sasany koa.