Acts 17:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olona sasany dia niaraka taminy ary nanjary nino; anisan’izany i Dionisio ilay Areopagita sy vehivavy iray antsoina hoe Damary ary ny hafa koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy olona vitsivitsy nino sy nikambana taminy ihany anefa; anisan’ireo i Denis isan’ny Areôpazy, sy vehivavy anankiray atao hoe Damarisy, ary ny sasany hafa koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nisy olona sasantsasany nikambana taminy ary tonga mpino: anisan’ireny i Diônisy, mambran’ny antenimiera Areôpazy, sy vehivavy atao hoe Damarida ary ny sasany hafa koa izay niaraka tamin’ireo.
Malagasy Bible 1865
Anefa ny olona sasany niray taminy ka nino; mba naman'izany Dionysio Areopagita sy ny vehivavy anankiray atao hoe Damary ary ny sasany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olona sasany dia niaraka taminy ary nanjary nino; anisan’izany i Dionisio ilay Areopagita sy vehivavy iray antsoina hoe Damary ary ny hafa koa.
malagasy
Anefa ny olona sasany niray taminy ka nino; mba naman'izany Dionysio Areopagita sy ny vehivavy anankiray atao hoe Damary ary ny sasany koa.