Acts 17:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tsy nahita azy roa lahy izy dia nisarika an’i Jasona sy ny rahalahy sasany ho eo amin’ny lehiben’ny tanàna ka niantso mafy hoe: Tonga atỳ koa ireo lehilahy namadika izao tontolo izao ireo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tsy nahita azy roa lahy izy ireo, dia i Jasôna sy ny havana iray finoana sasany no notarihiny ho any amin’ny lehiben’ny tanàna, nampangainy hoe: «Tonga atỳ koa irony olona mpanakorontam-bahoaka irony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tsy hitan-dry zareo izy roa lahy, dia i Jasôna sy ny havana iray finoana vitsivitsy no nosarihiny hanatrika an’ireo lehiben’ny tanàna sady nohorakorahiny hoe: –Nanakorontana ny lafy valon’ny tany izy roa lahy ireny, ary mby eto amintsika ankehitriny
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy nahita azy roa lahy izy, dia nisarika an'i Jasona sy ny rahalahy sasany ho ao amin'ny lehiben'ny tanàna ka niantso mafy hoe: Tongay koa ireo lehilahy namadika izao tontolo izao ireo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tsy nahita azy roa lahy izy dia nisarika an’i Jasona sy ny rahalahy sasany ho eo amin’ny lehiben’ny tanàna ka niantso mafy hoe: Tonga atỳ koa ireo lehilahy namadika izao tontolo izao ireo;
malagasy
Ary raha tsy nahita azy roa lahy izy, dia nisarika an'i Jasona sy ny rahalahy sasany ho ao amin'ny lehiben'ny tanàna ka niantso mafy hoe: Tongay koa ireo lehilahy namadika izao tontolo izao ireo;