Acts 17:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nampiantranoin’i Jasona izy ireo, nefa izy rehetra ireo dia manohitra ny didin’i Kaisara satria milaza fa misy mpanjaka hafa, dia Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka noraisin’i Jasôna; nefa manohitra ny tenin’i Sezara izy ireo, satria milaza fa misy mpanjaka hafa koa, dia i Jesoa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nampiantranoin’i Jasôna. Mifanohitra amin’ny didin’ny amperôra rômanina anefa ny fihetsik’izy rehetra ireo satria ambarany fa misy mpanjaka hafa koa atao hoe Jesoa.
Malagasy Bible 1865
ary efa nampandrosoin'i Jasona izy, ka izy rehetra ireo manohitra ny tenin'i Kaisara, satria izy milaza fa misy mpanjaka hafa, dia Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nampiantranoin’i Jasona izy ireo, nefa izy rehetra ireo dia manohitra ny didin’i Kaisara satria milaza fa misy mpanjaka hafa, dia Jesosy.
malagasy
ary efa nampandrosoin'i Jasona izy, ka izy rehetra ireo manohitra ny tenin'i Kaisara, satria izy milaza fa misy mpanjaka hafa, dia Jesosy.