Acts 17:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia taitra ny vahoaka sy ny lehiben’ny tanàna raha nahare izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taitra ny vahoaka sy ny lehiben’ny tanàna raha nandre izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampisahotaka ny vahoaka sy ny lehiben’ny tanàna izany teny izany;
Malagasy Bible 1865
Dia taitra ny vahoaka sy ny lehiben'ny tanàna, raha nahare izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia taitra ny vahoaka sy ny lehiben’ny tanàna raha nahare izany.
malagasy
Dia taitra ny vahoaka sy ny lehiben'ny tanàna, raha nahare izany.