Acts 17:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa naharay antoka tamin’i Jasona sy ny sasany teo aminy izy ireo dia navelany handeha izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy navelany handeha i Jasôna sy ny namany raha tsy efa nametraka antoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nandoa vola hatao antoka ry i Jasôna sy ny namany vao navelan’ireo lehiben’ny tanàna handeha.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nasainy nametraka antoka Jasona sy ny sasany teo aminy, dia navelany handeha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa naharay antoka tamin’i Jasona sy ny sasany teo aminy izy ireo dia navelany handeha izy roa lahy.
malagasy
Ary rehefa nasainy nametraka antoka Jasona sy ny sasany teo aminy, dia navelany handeha izy.