Acts 18:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia niala tany Atena i Paoly ka nankany Korinto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, dia niala tao Atenina i Paoly ka nankany Kôrinty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia tafala tao Atena i Paoly ka tonga tany Kôrinto.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia niala tany Atena Paoly ka nankany Korinto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia niala tany Atena i Paoly ka nankany Korinto.
malagasy
[Ny nahatongavan'i Paoly tao Korinto, sy ny nampianarany tao herintoana sy enim-bolana] Ary rehefa afaka izany, dia niala tany Atena Paoly ka nankany Korinto.