Acts 18:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Izaho momba anao ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin’ity tanàna ity Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria momba anao Aho, ka tsy hisy olona hahazo hanisy ratsy anao, sady be ny vahoakako amin’ity tanàna ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa momba anao Aho, ary tsy hisy olona afaka hihazona anao mba hampahorîna, satria vahoaka maro no voatokana ho Ahy amin’ity tanàna ity.
Malagasy Bible 1865
fa Izaho momba anao, ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Izaho momba anao ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin’ity tanàna ity Aho.
malagasy
fa Izaho momba anao, ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho.