Acts 18:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naharitra herintaona sy enim-bolana teo izy ary nampianatra ny tenin’Andriamanitra teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitoetra tao herintaona sy enim-bolana izy, nampianatra ny tenin’Andriamanitra tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoetra herintaona sy tapany tao Kôrinto i Paoly, ka nampianatra ny tenin’Andriamanitra tamin’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nitoetra teo herintaona sy enim-bolana ka nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naharitra herintaona sy enim-bolana teo izy ary nampianatra ny tenin’Andriamanitra teo aminy.
malagasy
Ary izy nitoetra teo herintaona sy enim-bolana ka nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo aminy.