Acts 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fony i Galiona governora tany Akaia dia niray tetika hisambotra an’i Paoly ny Jiosy ary nitondra azy nankeo amin’ny fitsarana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony i Galiôna no governora tao Akaia, dia niray tetika hamely an’i Paoly ny Jody, ary nitondra azy teo amin’ny fitsarana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony i Galiôna no governora tany Akaîa, dia niara-nioko namely an’i Paoly ny Jiosy ary nitondra azy teo amin’ny fitsarana
Malagasy Bible 1865
Fa raha Galio no governora tany Akaia dia niray tetika hisambotra an'i Paoly ny Jiosy, ary nitondra azy nankeo amin'ny fitsarana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fony i Galiona governora tany Akaia dia niray tetika hisambotra an’i Paoly ny Jiosy* ary nitondra azy nankeo amin’ny fitsarana
malagasy
Fa raha Galio no governora tany Akaia dia niray tetika hisambotra an'i Paoly ny Jiosy, ary nitondra azy nankeo amin'ny fitsarana,