Acts 18:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nilaza hoe: Ilehio dia mampanaiky ny olona hivavaka amin’Andriamanitra nefa tsy araka ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao hoe: «Ilay ity mitaona ny olona hanaraka fombam-pivavahana mifanohitra amin’ny Lalàna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao hoe: –Mitaona ny olona hanaraka fivavahana mifanohitra amin’ny lalànan ’i Mosesy io lehilahy io!
Malagasy Bible 1865
ka dia nanao hoe: Ilehio mampanaiky ny olona hivavaka amin'Andriamanitra, nefa tsy araka ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nilaza hoe: Ilehio dia mampanaiky ny olona hivavaka amin’Andriamanitra nefa tsy araka ny lalàna.
malagasy
ka dia nanao hoe: Ilehio mampanaiky ny olona hivavaka amin'Andriamanitra, nefa tsy araka ny lalàna.