Acts 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha iny handray fitenenana iny i Paoly dia hoy i Galiona tamin’ny Jiosy: Ry Jiosy, raha misy heloka na zavatra ratsy natao dia ho niaritra nihaino ny teninareo aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niloa-bava ndeha hamaly i Paoly, dia hoy i Galiôna tamin’ny Jody: «Ry Jody, ny amin’ny ratsy natao, na ady heloka no ihainoako ny fitorianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa ndeha hiteny indrindra i Paoly no nilaza tamin’ny Jiosy i Galiôna hoe: –Ry Jiosy, raha momba ny hoe heloka bevava na zavatra ratsy natao, dia vonon-kihaino anareo aho.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hiloa-bava Paoly, dia hoy Galio tamin'ny Jiosy: Ry Jiosy, raha misy heloka, na zavatra ratsy natao, dia mety raha mandefitra aminareo.aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha iny handray fitenenana iny i Paoly dia hoy i Galiona tamin’ny Jiosy: Ry Jiosy, raha misy heloka na zavatra ratsy natao dia ho niaritra nihaino ny teninareo aho;
malagasy
Ary raha hiloa-bava Paoly, dia hoy Galio tamin'ny Jiosy: Ry Jiosy, raha misy heloka, na zavatra ratsy natao, dia mety raha mandefitra aminareo.aho;