Acts 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha adihevitra momba ny teny sy ny anaran’olona ary ny lalànanareo kosa dia ataovinareo ihany; fa izaho tsy te hitsara izany raharaha izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha izay ady hevitra momba ny fampianarana sy ny anarana, ary ny lalànareo kosa, raharahanareo izany, ka tsy te hitsara an’izany aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha voambolana sy anarana ary lalànanareo manokana no iadianareo hevitra, dia raharahanareo; fa izaho tsy te hitsara an’izany.
Malagasy Bible 1865
fa raha ady hevitra sy anarana ary ny lalànareo kosa, dia ataovinareo ihany; fa izaho tsy te-hitsara izany raharaha izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha adihevitra momba ny teny sy ny anaran’olona ary ny lalànanareo kosa dia ataovinareo ihany; fa izaho tsy te hitsara izany raharaha izany.
malagasy
fa raha ady hevitra sy anarana ary ny lalànareo kosa, dia ataovinareo ihany; fa izaho tsy te-hitsara izany raharaha izany.