Acts 18:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandroaka azy hiala teo anoloan’ny fitsarana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noroahiny hiala teo amin’ny fitsarana izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia noroahin’i Galiôna hiala teo amin’ny fitsarana ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Ary nandroaka azy hiala teo anoloan'ny fitsarana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandroaka azy hiala teo anoloan’ny fitsarana izy.
malagasy
Ary nandroaka azy hiala teo anoloan'ny fitsarana izy.