Acts 18:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisambotra an’i Sostena lehiben’ny sinagoga izy rehetra ka nikapoka azy teo anoloan’ny fitsarana. Nefa tsy nahoan’i Galiona izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nosamborin’izy rehetra i Sôstena lehiben’ny sinagoga, ka nokapohiny teo anoloan’ny fitsarana; fa tsy nahoan’i Galiôna akory izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nosamborin’izy rehetra kosa i Sôstena, lehiben’ny sinagôga, ka nokapohiny teo anoloan’ny fitsarana. Nefa tsy nisy nahoan’i Galiôna izany.
Malagasy Bible 1865
Ary izy rehetra nisambotra an'i Sostena, mpanapaka ny synagoga, dia nikapoka azy teo anoloan'ny fitsarana. Nefa tsy nahoan'i Galio izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisambotra an’i Sostena lehiben’ny sinagoga* izy rehetra ka nikapoka azy teo anoloan’ny fitsarana. Nefa tsy nahoan’i Galiona izany zavatra izany.
malagasy
Ary izy rehetra nisambotra an'i Sostena, mpanapaka ny synagoga, dia nikapoka azy teo anoloan'ny fitsarana. Nefa tsy nahoan'i Galio izany zavatra izany.