Acts 18:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tany Efesosy izy ireo dia nandao azy teo i Paoly ka lasa niditra tao amin’ny sinagoga ary niady hevitra tamin’ny Jiosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tany Efezy izy ireo, dia nandao azy mivady i Paoly, ka niditra tao amin’ny sinagoga, niady hevitra tamin’ny Jody.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tonga tao Efeso izy ireo; dia nandao azy mivady i Paoly ka nankany amin’ny sinagôga ary nifanakalo hevitra tamin’ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tany Efesosy izy, dia nandao azy mivady teo Paoly ka lasa niditra tao amin'ny synagoga ka niady hevitra tamin'ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tany Efesosy izy ireo dia nandao azy teo i Paoly ka lasa niditra tao amin’ny sinagoga* ary niady hevitra tamin’ny Jiosy*.
malagasy
Ary tonga tany Efesosy izy, dia nandao azy mivady teo Paoly ka lasa niditra tao amin'ny synagoga ka niady hevitra tamin'ny Jiosy.