Acts 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nanao veloma azy hoe: Mbola hiverina hankaty aminareo indray aho raha sitrapon’Andriamanitra. Dia niondrana an-tsambo niala tany Efesosy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nanao veloma azy ireo nanao hoe: «Mbola hiverina atỳ aminareo ihany aho raha sitrak’Andriamanitra»; dia niala tao Efezy izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nanao veloma azy sady niteny hoe: –Raha sitrapon’Andriamanitra, dia mbola hiverina atỳ aminareo aho. Ary dia niondrana an-tsambo niala tao Efeso i Paoly.
Malagasy Bible 1865
fa nanao veloma azy ka nanao hoe: Mbola hiverina hankatỳ aminareo indray aho, raha sitrapon'Andriamanitra. Dia niondrana an-tsambo niala tany Efesosy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nanao veloma azy hoe: Mbola hiverina hankaty aminareo indray aho raha sitrapon’Andriamanitra. Dia niondrana an-tsambo niala tany Efesosy izy.
malagasy
fa nanao veloma azy ka nanao hoe: Mbola hiverina hankatỳ aminareo indray aho, raha sitrapon'Andriamanitra. Dia niondrana an-tsambo niala tany Efesosy izy.