Acts 18:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tafatody tany Kaisaria izy dia niakatra ka niarahaba ny fiangonana vao nidina nankany Antiokia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka rehefa tafatody tany Sezarea izy dia niakatra tany Jerosalema, niarahaba ny Eglizy, vao nidina nankany Antiôkia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tody tao Kesaria izy, dia niakatra tany Jerosalema mba hiarahaba ny Fiangonana; izay vao nidina nankany Antiôkia.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tafatody tany Kaisaria izy, dia niakatra ka niarahaba ny fiangonana vao nidina nankany Antiokia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tafatody tany Kaisaria izy dia niakatra ka niarahaba ny fiangonana vao nidina nankany Antiokia.
malagasy
Ary rehefa tafatody tany Kaisaria izy, dia niakatra ka niarahaba ny fiangonana vao nidina nankany Antiokia.