Acts 18:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa elaela ihany no nijanonany tao dia lasa nandeha nitety ny tany Galatia sy Frigia izy ka nampahery ny mpianatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nitoetra kelikely tao izy, dia lasa nitety ny tany Galasia sy Frijia, nankahery fo ny mpianatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nijanona kelikely tao izy, dia lasa indray nitety mifanesy ny faritany Galatia sy Frijia, ka nampahery ny mpianatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitoetra tao elaela ihany izy, dia lasa nandeha nitety ny tany Galatia sy Frygia ka nampahery ny mpianatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa elaela ihany no nijanonany tao dia lasa nandeha nitety ny tany Galatia sy Frigia izy ka nampahery ny mpianatra rehetra.
malagasy
Ary rehefa nitoetra tao elaela ihany izy, dia lasa nandeha nitety ny tany Galatia sy Frygia ka nampahery ny mpianatra rehetra.