Acts 18:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tany Efesosy ny Jiosy iray antsoina hoe Apolosy izay avy any Aleksandria, lehilahy nahay nandaha-teny sady tena mahay Soratra Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy Jody anankiray atao hoe Apôlô tonga tao Efezy; teraka tany Aleksandria izy io, ary lehilahy nahay nandaha-teny sy nahalala tsara ny Soratra Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tao Efeso ity Jiosy atao hoe Apôlao, teraka tany Aleksandria, lehilahy mpandaha-teny mahay sady nahalala tsara dia tsara ny Soratra Masina.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tany Efesosy ny Jiosy anankiray atao hoe Apolosy, izay teraka tany Aleksandria, lehilahy nahay nandaha-teny sady nahery tamin'ny Soratra Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tany Efesosy ny Jiosy* iray antsoina hoe Apolosy izay avy any Aleksandria, lehilahy nahay nandaha-teny sady tena mahay Soratra Masina.
malagasy
Ary tonga tany Efesosy ny Jiosy anankiray atao hoe Apolosy, izay teraka tany Aleksandria, lehilahy nahay nandaha-teny sady nahery tamin'ny Soratra Masina.