Acts 18:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany lehilahy izany dia efa nampianarina ny lalan’ny Tompo; ary nafana fo ka niteny sy nampianatra marina ny amin’i Jesosy izy, saingy ny batisan’i Jaona ihany no fantany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nianatra ny Lalan’ny Tompo izy, ary niteny tamin-kafanam-po, ka nampianatra tsara ny amin’i Jesoa na dia ny batemin’i Joany ihany aza no fantany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nianatra ny lalana nosoritan’ny Tompo izy ary nafana fo nanambara sy nampianatra mazava tsara momba an’i Jesoa, saingy ny batisan’i Jôhany no hany fantany.
Malagasy Bible 1865
Izany lehilahy izany efa nampianarina ny lalan'ny Tompo; ary nafana fo izy, dia niteny sy nampianatra marimarina ny amin'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany lehilahy izany dia efa nampianarina ny lalan’ny Tompo; ary nafana fo ka niteny sy nampianatra marina ny amin’i Jesosy izy, saingy ny batisan’i Jaona ihany no fantany.
malagasy
Izany lehilahy izany efa nampianarina ny lalan'ny Tompo; ary nafana fo izy, dia niteny sy nampianatra marimarina ny amin'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany.