Acts 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanomboka niteny tamin’ny fahasahiana teo amin’ny sinagoga izy, koa rehefa nandre azy i Prisila sy i Akoila dia nandray azy hankao aminy ka nampianatra azy marimarina kokoa ny amin’ny lalànan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin-kasahiana teo amin’ny sinagoga izy, ka nony ren’i Prisila sy i Akilasy, dia nalainy hankeo aminy, nampianariny tsaratsara kokoa ny Lalan’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamim-pahasahiana tao amin’ny sinagôga i Apôlao; ary nony nandre azy i Prisila sy i Akoilà, dia naka azy ho any aminy ka nanazava marina kokoa taminy momba ny lalana nosoritan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary izy niteny tamin'ny fahasahiana teo amin'ny synagoga; ary rehefa nandre azy Prisila sy Akoila, dia nandray azy hankao aminy ka nampianatra azy marimarina kokoa ny amin'ny lalan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanomboka niteny tamin’ny fahasahiana teo amin’ny sinagoga* izy, koa rehefa nandre azy i Prisila sy i Akoila dia nandray azy hankao aminy ka nampianatra azy marimarina kokoa ny amin’ny lalànan’Andriamanitra.
malagasy
Ary izy niteny tamin'ny fahasahiana teo amin'ny synagoga; ary rehefa nandre azy Prisila sy Akoila, dia nandray azy hankao aminy ka nampianatra azy marimarina kokoa ny amin'ny lalan'Andriamanitra.