Acts 18:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izy dia nahery nandresy lahatra ny Jiosy teo imason’ny olona ka naneho marimarina tamin’ny alalan’ny Soratra Masina fa Jesosy no Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nahery nandresy lahatra ny Jody ampahibemaso izy, nampiharihary tamin’ny Soratra Masina fa i Jesoa no Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
teny feno hery tokoa no nandreseny lahatra ny Jiosy ampahibemaso ka nanaporofoany tamin’ny alalan’ny Soratra Masina fa i Jesoa no ilay Mesia.
Malagasy Bible 1865
fa izy nahery nandresy lahatra ny Jiosy teo imason'ny olona ka naneho marimarina tamin'ny Soratra Masina fa Jesosy no Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izy dia nahery nandresy lahatra ny Jiosy teo imason’ny olona ka naneho marimarina tamin’ny alalan’ny Soratra Masina fa Jesosy no Kristy*.
malagasy
fa izy nahery nandresy lahatra ny Jiosy teo imason'ny olona ka naneho marimarina tamin'ny Soratra Masina fa Jesosy no Kristy.