Acts 18:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niady hevitra isan-tSabata tao amin’ny sinagoga i Paoly ka nandresy lahatra ny Jiosy sy ny Grika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampianatra isan-tsabata izy tao amin’ny sinagoga ary nampanaiky ny Jody sy ny Jentily.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaky ny andro sabata, dia nifanakalo hevitra tao amin’ny sinagôga i Paoly ary niezahany horesen-dahatra na ny Jiosy na ny Grika.
Malagasy Bible 1865
Ary niady hevitra isan-tSabata tao amin'ny synagoga izy ka nampanaiky ny Jiosy sy ny jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niady hevitra isan-tSabata tao amin’ny sinagoga* i Paoly ka nandresy lahatra ny Jiosy sy ny Grika.
malagasy
Ary niady hevitra isan-tSabata tao amin'ny synagoga izy ka nampanaiky ny Jiosy sy ny jentilisa.