Acts 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niala teo izy dia niditra tao an-tranon’ny lehilahy antsoina hoe Titosy Josto izay nivavaka tamin’Andriamanitra; ary ny tranony dia teo akaikin’ny sinagoga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala teo izy, dia niditra tao an-tranon’ny olona anankiray atao hoe Tito ilay Marina; lehilahy natahotra an’Andriamanitra izy io, ary nifanolotra tamin’ny sinagoga ny tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo i Paoly ka nankao amin’i Tisio Josta, mpanaja an’Andriamanitra, izay nanan-trano nifanolotra tamin’ny sinagôga.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niala teo izy, dia niditra tao an-tranon'ny lehilahy atao hoe Titosy Josto, izay nivavaka tamin'Andriamanitra; ary ny tranony nifanolotra tamin'ny synagoga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niala teo izy dia niditra tao an-tranon’ny lehilahy antsoina hoe Titosy Josto izay nivavaka tamin’Andriamanitra; ary ny tranony dia teo akaikin’ny sinagoga.
malagasy
Ary raha niala teo izy, dia niditra tao an-tranon'ny lehilahy atao hoe Titosy Josto, izay nivavaka tamin'Andriamanitra; ary ny tranony nifanolotra tamin'ny synagoga.