Acts 18:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Krispo, lehiben’ny sinagoga mbamin’ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; maro koa ny Korintiana, raha nandre, no nino ka natao batisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nino ny Tompo i Krisposa lehiben’ny sinagoga mbamin’ny ankohonany rehetra; ka nisy maro ny tao Kôrinty no nino sy natao Batemy koa, nony efa nihaino an’i Paoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nino ny Tompo i Krispo, lehiben’ny sinagôga, mbamin’ny ankohonany manontolo; ary maro koa ny Kôrintianina nihaino an’i Paoly no tonga mpino ary natao batisa.
Malagasy Bible 1865
Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin'ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Krispo, lehiben’ny sinagoga mbamin’ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; maro koa ny Korintiana, raha nandre, no nino ka natao batisa.
malagasy
Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin'ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa.